|
|
|
|

Entry1  mihaja (haja)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io
4  Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io
5  Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [1.1]
Explanations in English  6  kept carefully, esteemed, valued; respected. [1.2]
7  to be respectable, to be held in esteem; respectable [1.7]
Explanations in French  8  être respecté, honorable [1.8]
Examples  9  Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
10  Trano tsara tarehy sy mihaja no nivantanan-dry zareo. [2.472]

Updated on 2023/01/20