Entry | 1 mihaino (haino) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy 4 Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1] |
Explanations in English |
5 to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2] 6 to listen to [1.7] |
Explanations in French |
7 Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3] 8 écouter [1.8] |
Examples |
9 Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo. [2.324] 10 Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mihaino |
Anagrams | 18 amihino, ihamino, mihaino |
Updated on 2023/10/18 |