|
|
|
|

Entry1  mihafy
Root  2  hafy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy
5  Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay
6  Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1]
Explanations in English  7  to endure, to sustain, to bear with patience. [1.2]
8  to endure hardship, to do without things [1.7]
Explanations in French  9  endurer, se passer de certaines choses [1.8]
Examples  10  Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mihafy

Anagrams  17  fihamy, mifahy, mihafy

Updated on 2023/01/20