| Entry | 1 migodragodra |
| Root | 2 godragodra |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany
8 Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1] |
| Explanations in English |
9 being feeble about the joints.
[1.2] |
| Vocabulary | 10 Health |
| Updated on 2026/04/20 |
|