Entry migoboka (goboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Explanations in English Hollow, as the sound of a drum [1.2]
Explanations in French Sonner creux, comme un coffre vide [1.3]
 Sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Examples 
1Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470]
2angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Present : migoboka
Past : nigoboka
Future : higoboka
Other spellings 

Updated on 2023/02/12