Entry | 1 mifotroaka |
Root | 2 fotroaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany 5 Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka [1.1] |
Explanations in English |
6 to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |