|
|
|
|

Entry1  mifototra
Root  2  fototra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
5  Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Explanations in English  6  to be rooted; to be based on [1.7]
Explanations in French  7  être enraciné; être basé sur [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mifototra

Anagrams  14  mifototra, mitofotra

Updated on 2023/01/20