Entry | 1 mifotitra |
Root | 2 fotitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky |
Explanations in English |
5 [1.2] inverted incestuous turning round as an enraged animal. 6 [1.7] to be turned end for end, to be turned the wrong way |
Explanations in French |
7 [1.8] êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |