Entry | mifotetaka (fotetaka) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1] | ||||||
Explanations in English | Stained, tarnished. [1.2] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |