|
|
|
|

Entry 1  mifoha
Root  2 foha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
9 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Explanations in English  10 to wake up, to get out of bed [1.7]
Explanations in French  11 s'éveiller, se lever [1.8]
Examples  12  Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#]
13  Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#]
Analogs  14  mifohafoha
Combinations  15  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifoha
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 mifaho, mifoha, 18 mihafo, 19 mihofa, 20 mohafy

Updated on 2026/04/22