| Entry | 1 mifioka |
| Root | 2 fioka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandefa feo mafy toa sioka eny am-panidinana
[1.1] |
| Explanations in English |
9 To hiss, to whiz, to make a hissing noise, as a whip
10 to whistle, as the wind through a roof, to snort like a bull. 11 to beat, to flog 12 to grow thin. [1.2] 13 to whistle, as a whip, etc [1.7] |
| Explanations in French |
14 donner un sifflement, comme l'air agité par un fouet; siffler
[1.8] |
| Examples |
15 Raha nisy faritra noheveriny ho mbola tsy madio tsara, tsy niteny izy fa nifioka ny karavasy dia notondroiny ilay faritra.
[2.472#66]
|
| Updated on 2026/04/20 |
|