| Entry | 1 mifetsaka |
| Root | 2 fetsaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
9 Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] |
| Explanations in English |
10 to tumble down, to fall, to strike against, to hit.
[1.2] |
| Anagrams | mifetsaka, 11 mitsefaka |
| Updated on 2026/04/20 |
|