|
|
|
|

Entry1  mifatratra (fatratra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Explanations in English  4  lying close, put close together. [1.2]
Examples  5  Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2020/07/31