Entry | 1 mifantoka |
Root | 2 fantoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifantsika, miraikitra ela tsy miala amy...: Nifantoka teny amiko ny mason' ny mpijery [1.1] |
Explanations in English |
5 To be fixed with nails. [1.2] 6 to be nailed fast; to be situated [1.7] |
Explanations in French |
7 être cloué sur place; être attaché à une idée [1.8] |
Examples |
8 nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 mifantoka, mifontaka |
Updated on 2023/01/20 |