Entry mifanoto rahona
Elementary words mifanoto ; rahona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana
Enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka [1.1]
Explanations in English To be in confusion, running here and there. [1.2]

Updated on 2023/08/12