| Entry | 1 mifanontona |
| Root | 2 tontona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
8 Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|