|
|
|
|

Entry 1  mifankatia
Root  2 tia
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [1.1]
Explanations in French  9 s' entr' aimer [1.107]
Examples  10  Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499#117]
11  Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499#76]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 manatifika, 14 miantafika, mifankatia

Updated on 2026/04/21