Entry mifankalala (lala)
Part of speech active verb
Explanations in English To know one another [1.2]
Examples 
1Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366]
2Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
3Mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895]
Morphology 
Present : mifankalala
Past : nifankalala
Future : hifankalala

Updated on 2023/04/09