|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mifankahala
Root  2 hala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1]
Explanations in English  9 to hate one another [1.2]
Explanations in French  10 se haïr mutuellement [1.3#442]
11 se détester réciproquement [1.107]
Examples  12  Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
13  Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Vocabulary  14  Emotions

Entry (2/2) 15  mifankahalà
Root  16 hala
Part of speech  17  imperative of active verb mifankahala [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mifankahalà, mifankahala

Updated on 2026/08/15