|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mifanipaka
Root  2 tsipaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitovy amin' ny mifandaka [1.1]
9 voan'ny fanintona [1.13]
Explanations in French  10 se convulsionner [1.13]
Examples  11  Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. [2.471#65]

Entry (2/2) 12  mifanipaka
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14 tsy afaka miaraka [1.13]
Explanations in French  15 incompatible, discordant [1.13]
Illustrations 
16 

Anagrams  17 mifanapaky, mifanipaka

Updated on 2026/04/20