|
|
|
|

Entry 1  mifanaraka
Root  2 araka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
9 Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra
10 Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
Explanations in English  11 to agree [1.7]
Explanations in French  12 être d'accord, s'entendre [1.8]
Examples  13  Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. [2.470#13]
14  Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [2.472#162]
15  Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [2.48#28]
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifanaraka
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 fanamarika, 19 fikaramana, mifanaraka

Updated on 2026/04/21