Entry | mifanandro (anandro) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To take in turn, to be reciprocal, to alternate. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |