Entry | 1 mifanandrify |
Root | 2 tandrify |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo 5 Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity 6 Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho [1.1] 7 mifanaraka [1.13] |
Explanations in French |
8 correspondre [1.13] |
Examples |
9 mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara. [2.470] 10 Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mifanandrify |
Updated on 2023/01/20 |