Entry | mifanambina (ambina) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1] | ||||||
Examples | ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy.
[1.381] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | mifanambany, mifanambina |
Updated on 2023/02/07 |