|
|
|
|

Entry 1  mifampitana
Root  2 tana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 se saisir mutuellement [3.1]
Examples  8  Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#]
9  Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#]

Anagrams  10 manatampify, mifampitana

Updated on 2026/04/20