Entry mifampisolo (solo)
Part of speech active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo [2.285]
2Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436]
Morphology 
Present : mifampisolo
Past : mifampisolo
Future : hifampisolo

Updated on 2023/01/20