Entry | 1 mifampikasika |
Root | 2 kasika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 se toucher mutuellement, être contigu: Mifampikasika ny tafon-tranonay (Les toits de nos maisons se touchent) ~ Tsy mifampikasika intsony izy rao lahy (Ces deux individus ne se fréquentent plus) [1.3] |
Examples |
6 Ny faritra sisa tavela, rariana bararata roa sosona atao mifanety, tsy mifampikasika kosa anefa na izany aza. [2.472] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mifampikasika |
Updated on 2023/01/20 |