Entry mifampan~
Part of speech prefix [Words with mifampan~]
Explanations in Malagasy Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31