|
|
|
|

Entry 1  mifamindra
Root  2 findra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Raha mifamindra, dia tsy mety aho. [2.508#476]
8  nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356#176]
9  Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21