|
|
|
|

Entry 1  mievina
Root  2 evina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1]
Explanations in English  9 to sneeze [1.7]
Explanations in French  10 éternuer [1.8]
Examples  11  koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [2.48#126]
Vocabulary  12  Health
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21