Entry |
miendrika
(endrika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1]
|
Explanations in English | To have the appearance of (distinguish from mendrika)
[1.7]
|
Explanations in French | Ressembler [1.3, 1.8]
|
| Avoir l'air, la tournure, le port [1.3]
|
| Avoir l'air de (à distinguer de mendrika)
[1.8]
|
Examples |
1 | Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany.
[2.470]
|
2 | fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato.
[2.293]
|
|
Morphology |
Present : |
miendrika |
Past : |
niendrika |
Future : |
hiendrika |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|