Entry | midridroka (dridroka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | midridrodridro | ||||||
Updated on 2023/01/05 |