|
|
|
|

Entry 1  midredridredry
Root  2 dredridredry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao [1.1]
Explanations in English  8 to groan, to cry out with pain, to creak. [1.2]

Updated on 2026/04/20