Entry midotse
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody [1.78]

Entry midotse
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy [1.78]

Updated on 2020/07/31