Entry | 1 midoroboka |
Root | 2 doroboka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka 5 Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa 6 Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana [1.1] |
Explanations in French |
7 faire la roue, ĂȘtre touffu, se pavaner [1.3#110] |
Examples |
8 ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala [2.587] 9 Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony [2.470#136] 10 hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka [2.529#117] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word midoroboka |
Updated on 2024/05/23 |