Entry (1/3) | 1 midona (dona) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika 4 Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý 5 Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. 6 teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] |
Explanations in English |
7 to collide with, to bump into something [1.7] |
Explanations in French |
8 heurter [1.3#113, 1.8] 9 choquer, se heurter 10 aller trouver, aboutir à [1.3#113] 11 se cogner contre [1.8] |
Examples |
12 Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471] 13 nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3#113] 14 midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3#113] |
Morphology |
|
Analogs | 19 mipoka, migona |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word midona |
Entry (2/3) | 22 midonà (dona) |
Part of speech | 23 imperative of active verb midona |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
[1.3#113] |
Tables and plates |
24 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 25 midona (dona) |
Part of speech | 26 active verb |
Vocabulary |
27 Game |
Explanations in French |
28 passer (aux dominos) [1.3#114] |
Anagrams | 29 dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda, dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda |
Updated on 2023/10/21 |