|
|
|
|

Entry (1/3)1  midiridiry (diridiry)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony
4  (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho
5  Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia
6  Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy [1.1]
7  miridiridy [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in English  8  stretched to the full, tense, swollen hard [1.2]
Explanations in French  9  Etre tendu, gonflĂ© [1.3]
Examples  10  Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [2.470]
Analogs  11  mihinjitra, mihinjihinjy, miziriziry
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word midiridiry

Entry (2/3)14  midiridiry (diridiry)
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  16  s'obstiner [1.3]

Entry (3/3)17  midiridiry (diridiry)
Part of speech  18  active verb
Explanations in English  19  to stare at [1.2]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :

Anagrams  24  midiridiry, miridiridy

Updated on 2020/07/31