|
|
|
|

Entry 1  midinika
Root  2 dinika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
9 Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
Explanations in English  10 to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
11 to examine something together, to counsel together [1.7]
Explanations in French  12 examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
Examples  13  Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472#77]

Updated on 2026/04/20