|
|
|
|

Entry1  midanika
Root  2  danika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro
Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina
Explanations in English  5  [1.2] to be sultry, to be oppressively hot
Explanations in French  6  [1.3] Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante)

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21