|
|
|
|

Entry 1  midangana
Root  2 dangana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy iray volana vao fararano [1.1]
5 misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13]
Explanations in French  6 élevé [1.13]
Anagrams  7 mandainga, mandaingĂ , midangana

Updated on 2026/11/06