|
|
|
|

Entry1  midangana (dangana)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano [1.1]
4  misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13]
Explanations in French  5  élevé [1.13]

Anagrams  6  mandainga, mandaingĂ , midangana

Updated on 2023/01/20