Entry (1/2) | 1 mibokitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra |
Explanations in French |
4 [1.3] être bombé |
Root | 5 bokitra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 mibokitra |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra |
Explanations in English |
13 [1.2] To suppress one's laughter. |
Explanations in French |
14 [1.3] se comprimer, se retenir |
Root | 15 bokitra |
Morphology |
|
Anagrams | 19 mibokitra, mibotraky, mitraboky |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |