|
|
|
|

Entry1  mibobobobo
Root  2  bobobobo
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Sound
Explanations in Malagasy  5  Mifioka (toy ny rivotra)
6  Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explanations in English  7  to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Examples  8  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mibobobobo

Updated on 2023/04/09