|
|
|
|

Entry (1/2)1  mibo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany?
Explanations in French  4  [1.3] résonner, faire du bruit
Vocabulary  5  Sound
Root  6  bo
Synonyms  7  manao bo

Entry (2/2)8  mibo
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova
Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo
Explanations in English  11  [1.2] to rise in the air, as smoke or dust.
Root  12  bo
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :

Anagrams  16  imbo, mibo, omby

Updated on 2025/01/21