| Entry | 1 mibarareoka |
| Root | 2 barareoka |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to bleat as a sheep.
[1.2] 6 to bleat like a sheep or a goat [1.7] |
| Explanations in French |
7 bêler, (mouton et chêvre)
[1.8] 8 chevrotant. Voie chevrotante: feo mibarareoka [1.4.fr#123] |
| Examples |
9 nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo.
[2.470#84]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 13 Zoology: (in general) |
| Updated on 2026/08/06 |
|