Entry | mibaradaka (baradaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |