Entry mibaradaka (baradaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany
Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1]
Morphology 
Present : mibaradaka
Past : nibaradaka
Future : hibaradaka
Imperative : mibaradaha

Updated on 2023/01/20