Entry | 1 mibaiko |
Root | 2 baiko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba? 5 Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io [1.1] |
Explanations in English |
6 to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers. [1.2] 7 to command [1.7] |
Explanations in French |
8 Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes [1.3] 9 donner un commandement [1.8] |
Examples |
10 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324] 11 Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470] 12 Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 17 baikoim, ikombia, mibaiko, miboaky, miboika |
Updated on 2023/01/20 |