|
|
|
|

Entry 1  miantsoantso
Root  2 antsoantso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Miteny mafy, milelalela [1.1]
Examples  8  ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay. [2.472#212]
Analogs  9  manao antso valala, 10  manao lela miakatra, 11  mijajaka, 12  mikiakiaka

Updated on 2026/04/22