Entry | miankany (ankany) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara, Sihanaka] Mifanditra [1.78] | ||||||
[Tanala] Mifanditra, mitohika: Olo miankany tao ka sahiraña fahatane (olona mitohika foana ka sahiram-potsiny) [1.78] | |||||||
Explanations in English | To dispute; to seek a quarrel. [1.2] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | miankane | ||||||
Anagrams | mananiky, manikina, maninika, miankany, miankina |
Updated on 2022/09/11 |